NouveauxQuiz des Hymnes Nationaux

Hymne Madagascar

Drapeau de MadagascarRy Tanindrazanay malala ô

Original

Ry Tanindrazanay malala ô !

Ry Madagasikara soa, Ny fitiavanay anao tsy miala, Fa ho anao ho anao doria tokoa. Tahionao ry Zanahary ‘Ty Nosindrazanay ity. Hiadana sy ho finaritra He ! sambatra tokoa izahay. Ry Tanindrazanay malala ô ! Irinay mba hanompoana anao. Ny tena sy fo fanahy anananay, ‘Zay sarobidy sy mendrika tokoa. Tahionao ry Zanahary ‘Ty Nosindrazanay ity. Hiadana sy ho finaritra He ! sambatra tokoa izahay. Ry Tanindrazanay malala ô Irinay mba hitahiana anao, Ka ilay Nahary izao tontolo izao No fototra ijoroan’ny satanao. Tahionao ry Zanahary ‘Ty Nosindrazanay ity. Hiadana sy ho finaritra He ! sambatra tokoa izahay.

Français

O Beloved Land,

O Land inherited from our ancestors, We will not fail, We will not abandon To accept our homeland. O Beloved Land, We will honor our land, For our land, we will be ready, We will not drift away. We celebrate the nation, O Beloved Land, We will not leave, We will not abandon.